modération/moramora ihany an!

modération/moramora ihany an!
l'alcool est une boisson dont il ne faut pas abuser,certes nous pouvons en prendre occasionellement mais sans plus car il ne fau jamais oublier ke l'abus d'alcool est dangereux pour la santé
tsara sy mafinaritra tokoa ny misotrosotro rehefa misy lanonana na miaraka aminy namana fa tsy mahazo atao matetika loatra...ka moramora ihany é!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 15 janvier 2009 11:37

fabrication/fomba fanamboarana

fabrication/fomba fanamboarana
l'alcool traditionel malgache se fabrique depuis la nuit des temps de la meme maniere,c'est a partir de la canne a sucre que l'on broie que le jus sort et se jus sera ensuite fermenté a souhait pour obtenir la saveur et le taux d'alcool voulu du resultat
ny toaka gasy dia avy amin'ny ranom'pary (fary) no anaovana azy,ary avela mijanona elaela mba azaoana ny tsirony sy mba ampihisy ny maha toaka azy!

# Posté le dimanche 14 décembre 2008 12:33

presentation

zay mpianatra ato aminy Alliance francaise Antsahabe Antananarivo Madagascar dia faly manolotra anareo ity blog ity momba ny toaka gasy !Andriambola Aina Razafimpahanana Tsiory sy Randimbison Tojo TES 3,20,15 dia manasa ny olona rehetra hijery ity blog ity!

# Posté le vendredi 05 décembre 2008 06:48

ny toaka

ny toaka
oatran'izao no fisotroana ny betsabetsa...
c'est de cette maniere que l'on deguste le betsabetsa...l'alcool traditionnel malgache

# Posté le vendredi 05 décembre 2008 07:33